"Ary tsy nisy andro tahaka izany, na tany alohany, na tato aoriany, izay nihainoan'i Jehovah ny feon'olona; fa Jehovah niady ho an'ny Isiraely". Josoa 10 : 12-15 (and.14b)
Tohiny
"Fa fahasoavana no namonjena anareo amin'ny finoana; ary tsy avy aminareo izany, fa fanomezana avy amin'Andriamanitra". Efesiana 2 : 1-10 (and.8)
Tohiny
"Inona ary no holazaintsika ny amin'izany zavatra izany? Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika?" Romana 8 : 31-36 (and.31)
Tohiny
"Ary Josoa dia nandresy ny Amalekita sy ny olony tamin'ny lelan-tsabatra". Eksodosy 17 : 8-16 (and.13)
Tohiny



