Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa hoy izaho: Mandehana araka ny Fanahy, dia tsy hahatanteraka ny filan'ny nofo ianareo". Galatiana 5 : 13-18 (and.16)
Tohiny

"Ary dia nivoaka hitsena an'i Asa izy ka nanao taminy hoe: Mihainoa ahy, ry Asa mbamin'ny Joda sy ny Benjamina rehetra: Jehovah momba anareo, raha ianareo momba Azy; ary raha mitady Azy kosa ianareo, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy ianareo, dia hahafoy anareo Izy".  II Tantara 15 : 1-2 (and.2)
Tohiny

"Fa mbola ato anatiko ihany ny aiko, ary eo am-bavoroko ny Fanahin'Andriamanitra". Joba 27 : 1-3 (and.3)
Tohiny

"Fa Jesoa namaly azy hoe: Ny Raiko miasa mandraka ankehitriny, ary Izaho koa miasa". Jaona 5 : 17-23 (and.17)
Tohiny