Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ny Fanahy dia miara-milaza amin'ny fanahintsika fa zanak'Andriamanitra isika". Romana 8 : 14-17 (and.16)
Tohiny

"Fa ny filazantsaranay tsy tonga teo aminareo tamin'ny teny ihany, fa tamin'ny hery koa sy ny Fanahy Masina ary ny fahatokiana be, araka ny ahafantaranareo izay toetry ny fitondran-tenanay teo aminareo noho ny aminareo". I Tesaloniana 1 : 1-5 (and.5)
Tohiny

"Fa ny Fanahy Masina no hampianatra anareo amin'izany ora izany izay mety holazainareo". Lioka 12 : 8-12 (and.12)
Tohiny

"Indro ny Mpanompoko, Izay nofidiko, Ny Malalako, Izay sitraky ny foko indrindra; Hapetrako ao aminy ny Fanahiko, Ary hitory ny rariny amin'ny jentilisa Izy". Matio 12 : 18-21 (and.18)
Tohiny