"Ny fanahy no mahavelona; ny nofo tsy mahasoa na inona na inona; ny teny izay nolazaiko taminareo dia fanahy sy fiainana". Jaona 6 : 60-65 (and.63)
Tohiny
"Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita". Mpitsara 6 : 33-40 (and.34)
Tohiny
"Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran'i Kristy, fa ny Fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mipetraka ao aminareo". I Petera 4 : 12-16 (and.14)
Tohiny
"Fa Stefana, feno ny Fanahy Masina, dia nibanjina ny lanitra ka nahita ny voninahitr'Andriamanitra sy Jesoa nitsangana teo ankavanan'Andriamanitra'. Asan'ny Apostoly 7 : 54-60 ; 8:1 (and.55)
Tohiny



