"Ary hiposaka aminareo, izay matahotra ny anarako, ny Masoandron'ny fahamarinana, manana fanasitranana ao amin'ny tanany*; ary hivoaka ianareo ka hifalihavanja toy ny zanak'omby mifahy" [*Hebreo: elany]. Malakia 3 : 20
Tohiny
"Ary Andriamanitra ninia tsy nijery ny andron'ny tsy fahalalana; fa ankehitriny Izy mandidy ny olona rehetra amin'izao tontolo izao hibebaka". Asan'ny Apostoly 17 : 30
Tohiny
"Ary ataovy izay mahitsy sady tsara eo imason'i Jehovah, mba hahita soa ianao ary mba hidiranao handova ny tany soa izay nianianan'i Jehovah tamin'ny razanao homena azy". Deoteronomia 6 : 18
Tohiny
"Fa tia ny voninahitra avy amin'ny olona izy ireo, fa tsy ny voninahitra avy amin'Andriamanitra". Jaona 12 : 43
Tohiny
