Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Amena! Ny saotra sy ny voninahitra sy ny fahendrena sy ny fisaorana sy ny haja sy ny hery ary ny faherezana anie Ho an'Andriamanitsika mandrakizay mandrakizay. Amena".  Apokalypsy 7 : 12
Tohiny

"Raha teo aminareo isan'andro teo an-kianjan'ny tempoly Aho, dia tsy naninji-tanana tamiko ianareo; fa izao no fotoanareo sy herin'ny maizina". — Lioka 22 : 53
Tohiny

"Raha mba nahafantatra mantsy ianao na dia amin'ity andro ity aza izay momba ny fiadanana! — fa ankehitriny miafina amin'ny masonao izany". — Lioka 19 : 42
Tohiny

"Nefa voanatra izy noho ny fahotany: ny boriky moana efa nanao feon'olona ka nisakana ny hadalan'ilay mpaminany". II Petera 2 : 16
Tohiny