"Ny fahamarinana manandratra ny firenena; Fa ny ota kosa dia fahafaham-baraka amin'ny olona". Ohabolana 14 : 34
Tohiny
"Aza mitsara araka ny miseho, fa mba mitsarà marina". Jaona 7 : 24
Tohiny
"Koa nahoana ianao no nanamavo ny tenin'i Jehovah ka nanao izay ratsy eo imasony? II Samoela 12 : 9a
Tohiny
"Ny fitiavana tsy manisy ratsy ny namana; koa dia ny fitiavana no fahatanterahana ny lalàna". Romana 13 : 10
Tohiny



