"Ary vovo-tany no namoronan'i Jehovah Andriamanitra ny olona, ary nofofoniny fofonaina mahavelona ny vavorony; dia tonga olombelona izy*". [*Tonga manan'aina ny olona] . Genesisy 2 : 4-9 (and.7)
Tohiny
"Ary tsy nanao asa lehibe maro teo Izy noho ny tsy finoan'ireo". Matio 13 : 53-58 (and. 58)
Tohiny
"Ho Azy anie ny voninahitra ao amin'ny fiangonana sy ao amin'i Kristy Jesoa hatramin'ny taranaka farany indrindra mandrakizay mandrakizay. Amena. Efesiana 3 : 20-21 (and. 21)
Tohiny
Mamy tokoa ny mazava, ary mahafinaritra ny maso ny mijery ny masoandro ' Mpitoriteny 11:4-8 (and. 7)
Tohiny



