"Jehovah, Andriamanitry ny maro, o, iza no mahery tahaka Anao, Jehovah? Ary manodidina Anao ny fahamarinanao". Salamo 89 : 5-14 (and.8)
Tohiny
"Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany". Asan'ny Apostoly 1 : 1-11 (and.8)
Tohiny
"Ry Andriamanitray o, tsy hitsara azy va Ianao? Fa izahay dia tsy manan-kery hanohitra ireo olona betsaka ireo, izay avy hamely anay, koa tsy hitanay izay hataonay; fa Ianao no andrandrain'ny masonay". II Tantara 20 : 1-12 (and.12)
Tohiny
"Izay tsy nilazana Azy no hahita, Ary izay tsy nandre no hahafantatra" (Isaia 52:15). Romana 15 : 14-21 (and.21b)
Tohiny



