Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary homeko fo vaovao ianareo, ary fanahy vaovao no hataoko ao anatinareo, ary hesoriko amin'ny nofonareo ny fo vato, ka homeko fo nofo ianareo'. Ezekiela 36 : 22-30 (and. 26)
Tohiny

"Raha velon'ny Fanahy isika, dia aoka handeha araka ny Fanahy". Galatiana 5 : 22-25 (and.25)
Tohiny

"Ary raha ren'ny Isiraely rehetra izany fitsarana nataon'ny mpanjaka izany, dia natahotra ny mpanjaka izy, satria hitany fa misy fahendren'Andriamanitra ao am-pony ho entiny mitsara". I Mpanjaka 3 : 26-28 (and.28)
Tohiny

"Ry Raiko o, Ianao no nahazatra ahy, hatry ny fony aho mbola tanora?" Jeremia 3 : 1-5 (and.4b)
Tohiny