"Ary nitory izy ka nanao hoe: Avy ao aoriako Ilay mahery noho izaho, ka tsy miendrika hiondrika hamaha ny fehin-kapany aza aho". Marka 1 : 1-8 (and.7)
Tohiny
"Ary nataon'i Mosesy sy Arona izany, araka izay nandidian'i Jehovah; dia nanainga ny tehina izy ka namely ny rano tao Neily teo imason'i Farao sy teo imason'ny mpanompony, dia tonga rà ny rano rehetra tao Neily". Eksodosy 7 : 14-24 (and.20)
Tohiny
"Fa ao amin'ny tenany no itoeran'ny fahafenoan'ny fomban'Andriamanitra rehetra". Kolosiana 2 : 8-15 (and.9)
Tohiny
"Mitenena, fa mihaino ny mpanomponao". I Samoela 3 : 10-14 (and.10b)
Tohiny



