Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Izaho efa nankalaza Anao tety ambonin'ny tany; vitako ny asa nomenao Ahy hataoko". Jaona 17 : 1-5 (and.4)
Tohiny

"Hoy ny tompony taminy: Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin'ny fifalian'ny tomponao'. Matio 25 : 14-30 (and.23)
Tohiny

"Ray marina o, tsy nahalala Anao izao tontolo izao; fa Izaho nahalala Anao, ary ireto efa mahalala fa Ianao no naniraka Ahy". Jaona 17 : 20-25 (and.25)
Tohiny

"Hitandrina ny lalana marina aho; Rahoviana no ho tonga aty amiko Ianao? Handeha amin'ny fahitsian'ny foko ao anatin'ny tranoko aho". Salamo 101 : 1-8 (and.2)
Tohiny