"Fa hoy Jesoa taminy: Mandehana ianao, ry Satana: fa voasoratra hoe; Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao (Deoteronomia 6:13)". Matio 4 : 1-11 (and.10)
Tohiny
"Ny fanahy no mahavelona; ny nofo tsy mahasoa na inona na inona; ny teny izay nolazaiko taminareo dia fanahy sy fiainana". Jaona 6 : 60-65 (and.63)
Tohiny
"Ary notsindrian'ny Fanahin'i Jehovah Gideona, dia nitsoka anjomara izy, ka nivory nanaraka azy ny Abiezrita". Mpitsara 6 : 33-40 (and.34)
Tohiny
"Sambatra ianareo, raha haratsina noho ny anaran'i Kristy, fa ny Fanahin'ny voninahitra, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mipetraka ao aminareo". I Petera 4 : 12-16 (and.14)
Tohiny



