Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Ary efa nofenoiko fanahin'Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin'ny tao-zavatra samy hafa". Eksodosy 31 : 1-11 (and.3)
Tohiny

"Fa faly indrindra aho, fony nisy rahalahy tonga ka nanambara ny fahamarinanao, dia toy ny andehananao araka ny fahamarinana". III Jaona 1-8 (and.3)
Tohiny

"...fa lehilahy mahatoky izy sady matahotra an'Andriamanitra mihoatra noho ny maro". Nehemia 7 : 1-3 (and.2b)
Tohiny

"Ary tandremo izay asain'i Jehovah Andriamanitrao hotandremana handehananao amin'ny lalany hitandremanao ny lalàny sy ny didiny sy ny fitsipiny ary ny teni-vavolombelony, araka ny voasoratra ao amin'ny lalan'i Mosesy, mba hataonao lavorary avokoa izay rehetra hataonao sy izay rehetra halehanao". I Mpanjaka 2 : 1-4 (and.3)
Tohiny