"Fa mpiara-miasa amin'Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo". I Korintiana 3 : 1-9 (and.9)
Tohiny
"Koa raha tsy mahatoky amin'ny mamôna tsy marina ianareo, iza no hatoky anareo ny amin'ny tena harena?". Lioka 16 : 9-13 (and.11)
Tohiny
"Ny fahatahorana an'i Jehovah dia fiarovana mahatoky, Ary ny zanany hahazo fialofana". Ohabolana 14 : 26-31 (and.26)
Tohiny
"Ary izay zavatra efa renao tamiko teo anatrehan'ny vavolombelona maro dia atolory ny olona mahatoky, izay hahay mampianatra ny sasany kosa". II Timoty 2 : 1-7 (and.2)
Tohiny



