"Raha tsy Jehovah no manao ny trano, Dia miasa foana ny mpanao azy. Raha tsy Jehovah no miambina ny tanàna, Dia miari-tory foana ny mpiambina". Salamo 127 : 1-5 (and.1)
Tohiny
"Ary satria manana izany fanahin'ny finoana izany indrindra izahay, araka ny voasoratra hoe: Nino aho, ka dia niteny (Salamo 116:10), dia mino koa izahay ka miteny". II Korintiana 4 : 7-18 (and.13)
Tohiny
"Ary hoy Izy: Aiza moa no nandevenanareo azy? Dia hoy ireo taminy: Tompoko, andeha hizaha". Jaona 11 : 25-37 (and.34)
Tohiny
"Dia nataon'i Noa izany; araka izay rehetra nandidian'Andriamanitra azy no nataony". Genesisy 6 : 9-22 (and.22)
Tohiny



