Archives de la catégorie: Mofonaina

Référence Mofonaina du jour

"Fa raha mbola hisy koa ny farany, Dia tsy ho foana ny fanantenanao".  Ohabolana 23 : 15-18 (and.18)
Tohiny

"Matokia an'i Jehovah ianao, ka manaova soa, dia honina amin'ny tany ianao ka ho faly amin'ny fahamarinana". Salamo 37 : 1-7 (and.3)
Tohiny

"Fa ho avy tokoa amin'ny fotoana Aho; eny, Izaho no hitsara marina".  Salamo 75 : 1-10 (and.2)
Tohiny

"Ho avy faingana Aho; tano mafy izay anananao, mba tsy hisy haka ny satro-boninahitrao". Apokalypsy 3 : 7-13 (and.11)
Tohiny