« Ny Tompo tsy mahela ny teny fikasany, araka izay ataon'ny sasany ho fahelany; fa mahari-po aminareo Izy, ka tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra ». 2 Petera 3 :9 MATOA NY TOMPO MBOLA TSY TONGA, DIA SATRIA TIANY ISIKA REHETRA HO TONGA AMIN’NY FIBEBAHANA Izay ihany no…
Tohiny
AZONAO ANTOKA VE FA MIOMANA IANAO HO AMIN’IZANY FIVERENAN’I JESOA IZANY ?
« Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro ». 2 Petera 3 :8 Ilay fampieritreretana ry havana dia izao : AZONAO ANTOKA VE FA MIOMANA IANAO HO AMIN’IZANY FIVERENAN’I JESOA IZANY ?…
Tohiny
MARIKY NY FAHAVELOMANA NY FAHAZOANA MITENY
« Dia niarina ny maty sady niteny, ary dia natolony tamin-dreniny ». Lioka 7 :15 NY MARIKY NY FAHAVELOMANA DIA NY FAHAZOANA MITENY, NY FAHAZOANA MIRESAKA Manao ahoana ao amin’ny ankohonantsika ? Ity mantsy izao, tovolahy iray natolotra ny reniny dia afaka miresaka amin’ny reniny. Fa misy ve eto amintsika eto, mahafantatra ve isika zanaka…
Tohiny
JESOA ONENA
« Ary taoriana kelin'izany Jesoa dia nankany an-tanana atao hoe Naina; ary nanaraka Azy ny mpianany sy ny vahoaka betsaka. Ary rehefa mby teo akaikin'ny vavahadin'ny tanàna Izy, dia, indro, nisy fatin'ny lehilahy anankiray nentina nivoaka, izay zanakalahy tokan'ny reniny, sady mpitondratena ravehivavy; ary nisy vahoaka betsaka avy tao an-tanàna nanaraka azy. Ary nony nahita…
Tohiny