Archives de la catégorie: Ankatoka

04 DESAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 110 I- FANAPAHAN-KEVITRA Budget 2022 : 386 553 000 Ar 52% : Fitoriana filazantsara 2%: Fanampiana Sekoly (FOIBE) (Tafiditra ao ny TOPAZA) 12%: Fampandehanan-draharaha 27%: Karaman’ny mpiasa  Rakitra faha 3 : Tsy hanao fiangonana isika fa ny : Groupe électrogène : 40M Ar (Efa misy 20M Ar anjaran’ny Sampana (SA & SAMPATI & DORKASY) Fanamboarana orgue : 10M Ar Zaridaina…
Tohiny

27 NOVAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 129 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fampiasana trano fiangonana (03): GBPE : Fangatahana fampandrosoa ora hampiasana ny trano fiangonana @ famaranana ny faha 25ème ny Zoma 10 Desambra 2021 @ 11ora => atao ao amin’ny  efitranon’ny  DKN Chaîne d’honnêteté : Fangatahana trano fiangonana mandritran’ny herinandron’ny Chaîne d’honnêteté, isaky ny antoandro manomboka ny Alatsinainy 6 Desambra hatramin’ny zoma 10 Desambra @ 12ora antoandro hatramin’ny  2…
Tohiny

30 OKTOBRA 2021

1/ Fanapahan-kevitra   Fisehoan’ny Katekomena hotokanana ny Novambra 2021  Fampiasana trano fiangonana : Chaîne d’honnêteté : Alahady 12/12/21 @ 2 ora tolakandro FMMB : Sabotsy 18 Desambra 2021 @ 1 ora hatramin’ny 5ora hariva (hanatanteraka fetin’ny Krismasy) Fangatahana fanampiana  : Vondron’olona miara mivavaka SEKEMA FAHAZAVANA TSARAKOFAFA  SP 31 TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA.  Fangatahana fanampiana ho amin’ny fividianana tokontany hanorenana…
Tohiny

24 SEPTAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 64 Fanapahan-kevitra 1/ Fampiasana trano fiangonana : CAMPUS  POUR CHRIST : Sabotsy 23 Octobre 2021 @ 9h 30 hatramin’ny 12h (fampahafantarana sy ho fanolorana ary ho fitondrana am-bavaka ireo mpitarika vaovao sy ireo tompon'andraikiha eto anivon’ny Fikambanana) 2/ Fampafahantarana Bazar Fitiavana: atao ny Sabotsy 18/12/21 Olona nifindra fiangonana Atoa RAJAOMARIA Johnnito, avy amin’ny FJKM Manakambahiny…
Tohiny