24 SEPTAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 64

Fanapahan-kevitra

1/ Fampiasana trano fiangonana :

CAMPUS  POUR CHRIST : Sabotsy 23 Octobre 2021 @ 9h 30 hatramin’ny 12h (fampahafantarana sy ho fanolorana ary ho fitondrana am-bavaka ireo mpitarika vaovao sy ireo tompon'andraikiha eto anivon’ny Fikambanana)

2/ Fampafahantarana

  • Bazar Fitiavana: atao ny Sabotsy 18/12/21

Olona nifindra fiangonana

  • Atoa RAJAOMARIA Johnnito, avy amin’ny FJKM Manakambahiny Famonjena (SP Antananarivo Atsinanana)