30 OKTOBRA 2021

1/ Fanapahan-kevitra

  Fisehoan’ny Katekomena hotokanana ny Novambra 2021

 Fampiasana trano fiangonana :

Chaîne d’honnêteté : Alahady 12/12/21 @ 2 ora tolakandro

FMMB : Sabotsy 18 Desambra 2021 @ 1 ora hatramin’ny 5ora hariva (hanatanteraka fetin’ny Krismasy)

Fangatahana fanampiana  :

Vondron’olona miara mivavaka SEKEMA FAHAZAVANA TSARAKOFAFA  SP 31 TOAMASINA VAVAHADIN’NY FILAZANTSARA.  Fangatahana fanampiana ho amin’ny fividianana tokontany hanorenana Fiangonana noho ny fitaran’ny asa fitoriana. (manana Kristiana 250 io vondrom-bavaka io ankehitriny)

  • Omena 50 000 Ar

2/ Fampafahantarana

 SAMPATI  Foibe : hampiasa ny trano fiangonana ny Alahady 31/10/21 @ 3ora tolakandro (fisaorana sy fangataham-pitahiana noho ny fe-potoana iasana vaovao)

Fakana sary ato ampiangonana : Chef de projet Melle Kanto RARIVOARIVELOMANANA (Izy no miantso olona hanampy azy)

Komitin’ny famindran-draharaha : Mandinika ny  fanatanterahana izany ny biraon’ny fiangonana