Archives de la catégorie: Ankatoka

23 APRILY 2022

Isan’ny MFT : 56 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fisehoan’ny Katekomena 16 horaisina amin’ny Pentecôte. Hisy ny fianarana tontolo andro ny Sabotsy 21 Mai 2022. II- FAMPAHAFANTARANA Passation pasteur Délégué sy ny Pasteur vaovao : efa tontosa / Comptes dormants (comptes 2 sisa no misy, 1 BOA ary 1 BFV)   Fifidianana : Amin’ny 2024 vao hisy ny fanavaozana tompon’andraikitra eto @ FJKM.…
Tohiny

26 MARTSA 2022

Isan’ny MFT : 116 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fangatahana fanampiana Synodam-paritany Vonizongo Vavolombelona / Fiangonana Antanetibe Fiorenana Atoa RAKOTONIMANANA antsoina hoe Feno, 37 taona, manambady, manan-janaka 4, mpivavaka ao @ Fg Antanetibe Fiorenana, vita batisa. Tratran’ny homamiadan’ny taolana ka fongana tanteraka ny fananany. Taratasy efa nampandalovina tao @ Foibe FJKM nangatahana fankatoavana vao nalefa tamin’ny Fitandremana. Omena 50 000…
Tohiny

26 FEBROARY 2022

Isan’ny MFT : 96 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fangatahana fanampiana Fitandremana Belanitra Akasy Omega : fankalazana ny faha-70 taonan’ny fiangonana/ manao asa fanitarana ka eo ampamitana izany => Omena 50 000 Ar Fampiasana fiangonana AIR MADAGASCAR : Cellule de prière ny Sabotsy 26/02/22 amin’ny 9ora hatramin’ny 12ora=> omena ny efitranon’ny Diakona Chaîne d’honnêteté : Mangataka hampiasa efitrano 1 ato IF hanatanterahan’ny «Conseil…
Tohiny

29 JANOARY 2022

Isan’ny MFT : 65 I- FAMPAHAFANTARANA 155ème IF : Hankalaza ny faha 155 ny fiangonana isika amin’ity taona ity. Andro iray ihany ny fankalazana satria tsingerintaona  io fa tsy jobily. Afaka manao hira faneva isika. Herinandron’ny fianakaviana : Ny vaomieran’ny ankohonana sy fanabeazana no chef de projet (afaka miara-miasa amin’ny firaisan’ny sampana izy ireo)   Avy @ Pst…
Tohiny