Messages récents par Mpanoratra

Ankatoka 28 Jolay 2019

Isan’ny MFT: 387 Mpandray nifindra ANDRIAMAMPIANINA Domoina, avy amin’ny FJKM Ambohimanambola Fahasoavana RAFANOMEZANTSOA Nantenaina Mampionona, avy amin’ny FJKM Manarintsoa Finoana I-FANAPAHAN-KEVITRA  FANGATAHANA FANAMPIANA FJKM Karmela Ambodiampanga: hividy tany hanorenana fiangonana mitentina 42M Ar Omena 50 000 AR avy amin’ny sora-bola fanampiana fiangonana Poste d’évangélisation Amorotsangana Synodam-paritany MEVARANO MIRAY manangana fiangonana Omena 50 000Ar avy amin’ny sora-bola…
Tohiny

"Dia tsarovy ny amin'ny nandraisanao sy ny nandrenesanao, ary tano mafy, ka mibebaha. Koa raha tsy hiambina ianao, dia ho tonga toy ny fihavin'ny mpangalatra Aho, ka tsy ho fantatrao izay ora hihaviako aminao". Apokalypsy 3:3
Tohiny

Tsianjery Alahady 28 Jolay 2019

"Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny Fanahy Masina sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro, Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao". Matio 28:19-20
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.