Tsianjery Alahady 28 Jolay 2019

"Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra, manao batisa azy ho amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka ary ny
Fanahy Masina
 sady mampianatra azy hitandrina izay rehetra nandidiako anareo; ary, indro,
Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan'ny fahataperan'izao tontolo izao".
Matio 28:19-20