Isan’ny MFT: 387
Mpandray nifindra
ANDRIAMAMPIANINA Domoina, avy amin’ny FJKM Ambohimanambola Fahasoavana
RAFANOMEZANTSOA Nantenaina Mampionona, avy amin’ny FJKM Manarintsoa Finoana
I-FANAPAHAN-KEVITRA
FANGATAHANA FANAMPIANA
FJKM Karmela Ambodiampanga: hividy tany hanorenana fiangonana mitentina 42M Ar
Omena 50 000 AR avy amin’ny sora-bola fanampiana fiangonana
Poste d’évangélisation Amorotsangana Synodam-paritany MEVARANO MIRAY manangana fiangonana
Omena 50 000Ar avy amin’ny sora-bola fanampiana fiangonana
II- FAMPAHAFANTARANA
1/ FJKM Imeritsiafindra: Alakamisy 15 Août 2019 @ 3 ora hariva. Mila Diakona 16
2/ Fampiasana efitrano vaovao
Rentrée Octobre no manomboka afaka ampiasaina ireo efitrano vaovao
2/ Fanendrena Chef de Projet
- Fanomezana Krismasy (Bazar Fitiavana teo aloha): Ramatoakely Romy RAKOTONARIVO
- AGAPE: Andriamatoa ANDRIAMANJATO Mamy
- Manomana relève @ fitendrena orgue eto Isotry Fitiavana: Andriamatoa RAMAROLAHY Mahazosoa Nirina
Izy ireo no manendry izay hiara-hiasa aminy
3/ Fampahatsiahivana ny famangiana carreau : tatitre semaine 9 Septembre
III-FANENDRENA SOLONTENA
Solontenan’ny Mpandray Fanasan’ny Tompo eo anivon’ny Filan-kevim-pitantanan’ny AKANY:
- Ramatoa RAKOTOSON Domoina
Solontenan’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo eo anivon’ny Filan-kevim-pitantanan’ny « Centre Médical » :
- Andriamatoa RAZAKANAIVO Malala