Messages récents par Mpanoratra

"Ary ny kapiteny, raha nahita izay zavatra tonga teo, dia nankalaza an'Andriamanitra ka nanao hoe: Lazaiko tokoa fa marina io Lehilahy io". Lioka 23 : 44-49 (and.47)
Tohiny

"Fa ny olona niantso kosa ka nanao hoe: Homboy, homboy amin'ny hazo fijaliana Izy!". Lioka 23 : 20-25 (and.21)
Tohiny

"Ary nanatona izy, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, Tompoko, maty izahay! Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny onjan-drano. Ary dia nitsahatra izany, ka tonga tony tsara ny andro". Lioka 8 : 22-25 (and.24)
Tohiny

"Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an'i Jesoa; nefa natahotra ny olona izy". Lioka 22 : 1-4 (and.2)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.