Kely fitiavana satria … voavela tamin’ny heloka kely (Lio 7.47) Mety ianao ry havana io kely fitiavana io satria voavela tamin’ny heloka kely. Tsy midika izany hoe kely heloka ianao. Fa heloka kely IHANY no nentinao teo amin’ny Tompo ka nahazoanao famelana. Angataho mandrakariva ny Fanahy Masina hiasa ao aminao hampiaiky heloka anao (Jao 16.8)…
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA
« Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana ». Lioka 7 :47 NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA Ry havana ô, misy mpino kely fitiavana ; nefa ny ampianarina antsika eto dia hoe : izay manompo ny Tompo…
Tohiny
"Ary hilatsaka aminao ny Fanahin'i Jehovah, ka hiara-maminany aminy ianao, dia ho voaova ho olom-baovao". 1 Samoela 10:6
Tohiny
Ilay Voa Tsara Nafafy 30 Septambra 2019
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.