Isan’ny MFT : 129
I- FANAPAHAN-KEVITRA
Fampiasana trano fiangonana (03):
GBPE : Fangatahana fampandrosoa ora hampiasana ny trano fiangonana @ famaranana ny faha 25ème ny Zoma 10 Desambra 2021 @ 11ora => atao ao amin’ny efitranon’ny DKN
Chaîne d’honnêteté : Fangatahana trano fiangonana mandritran’ny herinandron’ny Chaîne d’honnêteté, isaky ny antoandro manomboka ny Alatsinainy 6 Desambra hatramin’ny zoma 10 Desambra @ 12ora antoandro hatramin’ny 2 ora hariva
Inspecteur des douanes (Direction Générale des Douanes) : Andiany Vonona : faha-20 taona niasany. Hampiasa ny trano fiangonana ny Alarobia 15 Desambra 2021 amin’ny 3ora hariva.
- Lany tamin’ny tsangan-tanana ny fangatahana hampiasa trano fiangonana sy ny efitranon’ny Diakona
Fangatahana fanampiana (1) :
Aumônerie Fonja : Trano efa niorina fa tsy mbola vita => Omena 50 000 Ar
Tatitry ny mpandini-bolan’ny Fiangonana (2019 – 2020 – Janv à Oct 2021)
II- FAMPAHAFANTARANA
Manomboka @ 2022 dia atao mandritra ny fidirana faharoa ny Alahadin’ny Sampana ho fitsinjovana ny fianarana SA sy ny fianaraka Katekomena
SPAA10 Krismasy Firahalahian’ny Mpitandrina : Alakamisy 23 desambra 2021 @ 9ora maraina. Mila DKN, Mpitendry zavamaneno. Sakafo antoandro ho an’olona 350.
III- MPANDRAY NIFINDRA
Rtoa RAKOTOMANANA Manampitiavana, avy amin’ny FJKM Manarintsoa Finoana, SPAA10