image_pdfPDF

"Fa Andriamanitra nanao teny fikasana tamin'i Abrahama ary satria tsy nisy lehibe noho ny tenany izay azony nianianana, dia nianiana tamin'ny tenany Izy ka nanao hoe: "Hitahy anao tokoa Aho ary hahamaro dia hahamaro anao" (Genesisy 22:17). Ary araka izany, rehefa naharitra tsara Abrahama, dia nahazo ny teny fikasana". — Hebreo 6 : 13 - 15

image_pdfPDF