"Anaro ny mpanankarena amin'izao fiainana ankehitriny izao mba tsy hiavonavona, na hatoky ny harena miovaova*, fa Andriamanitra,
Izay manome antsika malalaka ny zavatra rehetra mba hifaliantsika". 1 Timoty 6:17