image_pdfPDF

"Ary tamin'izany ora izany dia ravoravo tamin'ny
Fanahy Masina Jesoa ka nanao hoe:
Midera Anao Aho,
Raiko o,
Tompon'ny lanitra sy ny tany, fa efa nafeninao tamin'ny hendry sy ny manan-tsaina izany ka nasehonao tamin'ny zaza madinika; eny,
Raiko, fa izany no sitrakao." Lioka 10:21

image_pdfPDF