image_pdfPDF

"Dia nanatona Petera ka nanao taminy hoe: Tompoko, impiry moa no hanotan'ny rahalahiko amiko, ka havelako izy? Hatramin'ny impito va? Fa hoy Jesoa taminy: Tsy lazaiko aminao hoe: Hatramin'ny impito, fa hatramin'ny impito amby fito-polo*. [*Na: fito-polo impito] ". Matio 18 : 21 - 35 (and.21-22)

image_pdfPDF