"Efa niakatra ho any amin'ny avo Ianao ka mitondra babo; efa nandray fanomezana teo amin'ny olombelona Ianao — eny, teo amin'ny maditra aza, — mba hitoeran'i Jehovah Andriamanitra any*. [*Na: ao aminy; na: mba hitoeranao any, ry Jehovah Andriamanitra; na: Efa nandray olona ho fanomezana Ianao Eny, na dia ny maditra aza mba hitoeranay ao amin'i Jehovah Andriamanitra]". Salamo 68 : 18