image_pdfPDF

"Fa tsy tianay tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, ny amin'izay modi-mandry, mba tsy hahalahelovanareo tahaka ny sasany izay tsy manana fanantenana. Fa raha inoantsika fa efa maty Jesoa sady efa nitsangana indray, dia toy izany koa no hitondran'Andriamanitra izay efa nodi-mandry tao amin'i Jesoa* hiaraka aminy". [*Na: tamin'ny alalan'i Jesoa]. I Tesaloniana 4 : 13 - 14

image_pdfPDF