"Ary Amasay, lehibehin'ny mpanafika malaza*, dia nampitenenin'ny Fanahy hoe : Anao izahay, ry Davida o, fa miandany aminao, ry zanak'i Jese; fiadanana, eny, fiadanana anie ho anao, ary fiadanana anie ho an'ny manampy anao; fa Andriamanitrao no manampy anao. Dia noraisin'i Davida ireo ka notendreny ho mpifehy ny miaramila". [*Na: ny telo-polo lahy] I Tantara 12 : 18