image_pdfPDF

"Fa "ny nofo rehetra dia tahaka ny ahitra, Ary izay mety ho voninahiny dia tahaka ny vonin'ny ahitra. Malazo ny ahitra, ka mihintsana ny voniny; Fa ny tenin'ny Tompo maharitra mandrakizay" (Isaia 40:6-8). Ary izany no tenin'ny filazantsara izay notorina taminareo". I Petera 1 : 24 - 25

image_pdfPDF