image_pdfPDF

"Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao*; Marina Izy sady manam-pamonjena**, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora". [*na: ho aty aminao] [**heb. voavonjy] Zakaria 9 : 9

image_pdfPDF