image_pdfPDF

"Fa ankehitriny, ry Jakoba o, izao no lazain'i Jehovah, Izay nahary anao sady namorona anao, ry Isiraely o: Aza matahotra ianao, fa efa nanavotra anao Aho; Efa niantso ny anaranao Aho, Ahy ianao. Raha mita ny rano ianao, dia homba anao Aho; Ary raha mita ny ony ianao, dia tsy hanafotra anao izy; Raha mandeha mamaky ny afo ianao, dia tsy ho may, Ary tsy hirehitra aminao ny lelafo"— Isaia 43 : 1 - 2

image_pdfPDF