image_pdfPDF

"Ary aoka ho ao am-ponao izao teny andidiako anao anio izao. Dia ampianaro tsara ny zanakao izany, ary resaho, na mipetraka ao an-tranonao ianao, na mandeha any an-dàlana, na mandry, na mifoha; ary fehezo ho famantarana eo amin'ny tananao ireny, ary aoka ho fehy fampahatsiarovana eo ambonin'ny handrinao, ary soraty eo amin'ny tolam-baravaran'ny tranonao sy eo amin'ny vavahadinao". — Deoteronomia 6 : 6 - 9

image_pdfPDF