"Mihavàna faingana amin'ilay manana ady aminao, raha mbola miara-dia aminy ianao, fandrao ilay manana ady aminao hanolotra anao amin'ny mpitsara, ary ny mpitsara kosa hanolotra anao amin'ny mpamatotra, ka hatao ao an-tranomaizina ianao.Lazaiko aminao marina tokoa:Tsy ho afaka ao mihitsy ianao, ambara-pandoanao ny variraiventy farany indrindra".
Matio 5:25-26