image_pdfPDF

"Ary tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Jehovah nanao hoe:Izao no lazain'i Jehovah,Tompon'ny maro:Manaova fitsarana marina, ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin'ny rahalahiny avy; ary aza mampahory ny mpitondratena na ny kamboty, na ny vahiny, na ny mahantra; ary aza misy mihevitra ao am-ponareo hanisy ratsy ny rahalahinareo ianareo".

Zakaria 7:8-10

image_pdfPDF