"Ary nambarany taminay ny nahitany ny anjely nitsangana tao an-tranony ka nanao hoe:
Maniraha ho any Jopa, ka ampanalao Simona, izay atao hoe koa Petera; izy hilaza teny aminao, izay hamonjena anao sy ny ankohonanao rehetra".

Asan'ny Apostoly 11:13-14