"Dia nentiny nivoaka ny zanakalahin'ny mpanjaka ka nampisatrohiny ny satro-boninahitra, sady notolorany ny teni-vavolombelona*, ka dia nampanjakainy. Ary Joiada sy ny zanany nanosotra azy ka niantso hoe:
Ho ela velona anie ny mpanjaka!" 2 Tantara 23:11