"Dia aoka hahalala, eny, aoka hiezaka hahalala an'i Jehovah isika;
Mahatoky toy ny maraina ny fiposahany, dia ho avy amintsika toy ny ranonorana mivatravatra Izy, sy toy ny fara orana izay mahavonto ny tany". Hosea 6:3