"Ary ny anankiray taminy, dia
Kaiafa, mpisoronabe tamin'izany taona izany, nanao taminy hoe: Ianareo tsy mahalala na inona na inona, na misaina akory fa tsara ho anareo, raha ny lehilahy iray no ho faty hamonjy ny firenena, mba tsy ho rava avokoa ity firenena ity".

Jaona 11:49-50