"Ary ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana nony alina ka nanao hoe:
Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangina; fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin'ity tanàna ity Aho".

Asan'ny Apostoly 18:9-10