image_pdfPDF
"Koa izao no lazain'i Jehovah Tompo,
Andriamanitry ny maro:
Eny an-kalalahana rehetra dia hisy fisaonana, ary eny an-dalambe rehetra dia hisy hanao hoe:
Indrisy! Indrisy! Ary hiantso ny mpiasa tany hitomany izy, ary izay mahay hira fisaonana dia hantsoiny hanao.
 Ary any amin'ny tanim-boaloboka rehetra dia hisy fisaonana;
Fa handeha hamaky eo aminao Aho, hoy Jehovah".
Amosa 5:16-17
image_pdfPDF