image_pdfPDF

"Dia hampitombo olona sy biby fiompy eny aminareo Aho, ka hitombo sy hiteraka ireo;
Hametrahako mponina tahaka ny taloha any aminareo, ary hanisy soa anareo mihoatra noho ny tamin'ny niandohanareo Aho;
Ka dia ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah".

Ezekiela 36:11

image_pdfPDF