Fampianaran’ny Mpitandrina

FIAINAN’NY OLONA MINO AN’ANDRIAMANITRY NY LANITRY NY LANITRA

Deo.10 :14 : «Indro, an’ i Jehovah Andriamanitrao ny lanitra sy ny lanitry ny lanitra ary ny tany mbamin’ izay rehetra eo aminy » Ilay Jehovah Andriamanitsika, ilay Andriamanitra telo izay iray : Azy ny lanitry ny lanitra, any no ...

Profil-ny mpanompon’Andriamanitra

Asan’ny Apostoly 20 :19 : « dia ny nanompoako ny Tompo tamin'ny fanetren-tena rehetra sy ny ranomaso ary ny fakam-panahy izay nanjo ahy tamin'ny fanotrehan'ny Jiosy » Resaka profil-ny mpanompon’Andriamanitra : SAO DIA TOKONY HANOVA PROFIL ISIKA ? Mampatsiahy ny ...

Fanoharana ny amin’i Jerosalema Vaovao

Apokalypsy 21 :2 : « Ary nahita aho fa, indro, ny tanàna masina, dia Jerosalema vaovao, nidina avy any an-danitra tamin’ Andriamanitra, voaomana tahaka ny ampakarina efa mihaingo hihaona amin’ ny vadiny ». 1/ Oharina amin’ny tanàna masina i Jerosalema ...

Niankohoka

Deoteronomia 29 :25a : « Fa nandeha izy ka nanompo andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany » Ny fanontaniana apetraka aminao dia hoe : « Ianao izay manompo an’Andriamanitra io, oviana ianao no mba niankohoka teo anatrehan’Andriamanitra ? » Tsy miankohoka ...

Noho ny Tompo

1 Petera 2 :13 : « Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ny olona » 1/ Hialohavy amin’ny hoe « Noho ny Tompo » ny teninao Mananatra antsika ny Tompo amin’ny alalan’ny teniny hoe ny amin’ny fisainana, ny amin’ny fitondran-tena ...