NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA
« Ary amin'izany dia lazaiko aminao: Voavela ny helony be, fa be fitiavana izy; fa izay voavela tamin'ny kely dia kely fitiavana ». Lioka 7 :47 NY OLONA VOAVELA TAMIN’NY HELOKA BE, DIA BE FITIAVANA Ry havana ô, misy mpino ...
FANTARO NY HERIN’ANDRIAMANITRA MANOVA
« Moa tsy fantatrareo va fa ny olona tsy marina tsy mba handova ny fanjakan'Andriamanitra? Aza mety hofitahina ianareo: fa ny mpijangajanga sy ny mpanompo sampy sy ny mpaka vadin'olona sy ny sodomita sy ny mpangalatra sy ny mpierina sy ...
RESAKA “MIKOROSY FAHANA”
« Ary ankehitriny dia kilema aminareo ny anananareo ady amin'ny namanareo. Nahoana no tsy aleo mandefitra ny tsy rariny aza ianareo? Nahoana no tsy aleo maharitra hambakaina aza ianareo? Kanjo ianareo indray no manao izay tsy marina ka manambaka na ...
AZA MANAO IZAY MAHAMENATRA – AZA MANAMBANY TENA
« Misy aminareo va, raha manana ady amin'ny namany, sahy handeha hotsarain'ny olona tsy marina, fa tsy eo anatrehan'ny olona masina? Sa tsy fantatrareo fa ny olona masina dia hitsara izao tontolo izao? Ary raha hitsara izao tontolo izao ianareo, ...
AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH
« Asandrato Jehovah Andriamanitsika, Ary miankohofa eo an-tendrombohiny masina ». Salamo 99 :9a Miteny amintsika mazava ny Tompo : AOKA IANAO HO MPANANDRATRA AN’I JEHOVAH. Asandrato Jehovah, asandrato Izy e ! Ahoana no fomba hanandratanao an’i Jehovah, hanandratantsika an’i Jehovah ...
23 SEPTEMBRE 2019 – 29 SEPTEMBRE 2019
Insister pour donner de l’argent (2 Cor 8.4) Les chrétiens de Macédoine tenaient à participer à une collecte d’argent pour aider les chrétiens de Jérusalem. Dès qu’il est question d’argent, il n’y a plus grand monde pour répondre présent. Ici, ...